Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:20 - Baiboly Katolika20 «Ny lehiben’ny Sparsiata sy ny tanàna manoratra ho an’i Simôna mpisorona lehibe, ny loholona, ny mpisorona, ary ny vahoaka sisa Jody rahalahin’ireo: Arahaba! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 ary izao no kopian’ireo nalefan’ny Sparsiata: –Izahay, lehiben’ny Sparsiata sy mpiray tanàna, no manoratra aminareo sy miarahaba anareo, ry Simôna mpisorombe sy ry loholona mbamin’ny mpisorona sy ny vahoaka jiosy manontolo mpiray firenena aminy. Jereo ny toko |