Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:2 - Baiboly Katolika

2 Nony ren’i Arsasa, mpanjakan’i Persa sy i Media, fa niditra ny faritaniny i Demetriosa, dia nirahiny hanao azy sambo-belona ny iray tamin’ireo jeneraliny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Nony ren’i Arsaky, mpanjakan’i Persia sy i Media, fa niditra ny faritaniny i Demetry, dia nirahiny hanao azy sambo-belona ny iray tamin’ireo jeneraliny.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra