Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:16 - Baiboly Katolika16 Nony re tany Rôma sy hatrany Sparta fa hoe, maty i Jônatasy, dia nalahelo mafy ry zareo tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Rehefa re tany Rôma sy hatrany Sparta mihitsy aza fa hoe maty i Jônatàna, dia nalahelo mafy ny mponin’ireo tanàna ireo. Jereo ny toko |