Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:15 - Baiboly Katolika15 Nomeny voninahitra ny fitoerana masina, ary nampitomboiny ny fanaka masina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Nataony mamirapiratra indray ny tempoly ary nohamaroiny ny fanaka masina. Jereo ny toko |