Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:14 - Baiboly Katolika

14 Tohan’ny mahantra rehetra teo amin’ny fireneny izy, niseho ho mazoto ho an’ny lalàna izy, ary namongotra ny mpankahala ny fivavahana sy ny ratsy fanahy rehetra koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Notohanan’i Simôna ny mahantra rehetra teo amin’ny vahoakany; notandremany ny lalànan’Andriamanitra ary nofongoriny avokoa izay mpanohitra izany sy izay olon-dratsy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra