Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:13 - Baiboly Katolika13 tsy nanam-pahavalo hamely azy ao amin’ny tany izy, ary resy avokoa ny mpanjaka fahavalony, tamin’izany andro izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Nandao ny tanin’i Jodea ny mpanani-bohitra; ary resy avokoa ny mpanjaka fahavalo, tamin’izany andro izany. Jereo ny toko |