Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:12 - Baiboly Katolika12 Samy nipetrapetraka teny ambany voalobony aman’aviaviny avy ny olona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Samy nipetraka nilamina teny ambany voalobony aman’aviaviny avy ny tsirairay, fa tsy nisy olona nampitahotra azy intsony. Jereo ny toko |