Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:11 - Baiboly Katolika11 Naveriny amin’ny tanindrazany indray ny fiadanana, ka nifaly tamin-karavoana lehibe i Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Namerenany fiadanana indray ny tanin-drazany, ka nifaly tamin-karavoana lehibe i Israely. Jereo ny toko |