Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:10 - Baiboly Katolika10 i Simôna nizara hanina fitahiry any amin’ny tanàna, sy namonona izay ilaina rehetra ho fiarovana, hany ka nalaza hatrany am-para vazantany ny anarany be voninahitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Namatsy hanina ireo tanàna i Simôna, ary namonona fitaovam-panamafisana azy, hany ka niely hatrany am-paravazantany ny laza be voninahitra nananany. Jereo ny toko |