Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:54 - Baiboly Katolika

54 Ary hitan’i Simôna fa nitsangana ho lehilahy be herim-po i Joany zanany; koa dia natolony azy ny fifehezana ny miaramila rehetra, ary i Gazàra no nataony fonenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

54 Ary hitan’i Simôna fa lehilahy be herimpo i Jôhany zanany lahy; koa natolony azy ny fifehezana ny andian-tafika rehetra. Ary i Gezera no nataon’i Jôhany fonenana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:54
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra