Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:53 - Baiboly Katolika53 Nohamafisiny ny tendrombohitry ny tempoly, izay eo anilan’ny trano mimanda, dia nonina teo izy sy ny momba azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara53 Nohamafisiny ny tamboho teo amin’ny tendrombohitry ny tempoly, teo akaikin’ilay toera-mafy; dia nonina teo izy sy ny ankohonany. Jereo ny toko |