Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:51 - Baiboly Katolika

51 Nony tamin’ny andro faha-23n’ny volana faharoa, taona faha-171 izy, niakatra tao tamin-kira fiderana, sampan-drofia, valiha, kipantsona, harpa, nanao hira amam-piderana, fa rava ny fahavaloben’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

51 Tamin’ny taona faha-171, volana faharoa sy andro faha-23, dia velom-pihobiana ny Jiosy no niditra tao amin’io toera-mafy io, ka nitondra sampan-drofia sady nanao hira fiderana amam-pisaorana an’Andriamanitra nomban’ny valiha sy kipantsona ary harpa; fahavalo lehibe manko no voafongotra tao Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:51
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra