Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:50 - Baiboly Katolika

50 Niantso mafy izy nangataka an’i Simôna hanao raharaham-pihavanana aminy; dia nekeny izany; fa noroahiny hiala tao izy ary nodioviny ho afaka amin’ny loto rehetra ny trano mimanda.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

50 Niantso vonjy tamin’i Simôna izy mba hanao raharaham-pihavanana; dia nekeny tokoa izany. Saingy noroahin’i Simôna hiala tao amin’ny toera-mafy ireo; ary ny toerana kosa nodioviny ho afaka amin’ny fahalotoana rehetra ara-pivavahana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:50
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra