Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:5 - Baiboly Katolika5 Koa ankehitriny, sanatria ahy izay hitsitsy ny aiko na oviana na oviana amin’ny androm-pahoriana, satria tsy mihoatra noho ny rahalahiko aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Koa ankehitriny, sanatriaviko ny hitsitsy ny aiko na inona na inona voina mihatra, satria tsy sarobidy mihoatra noho ny an’ireo rahalahiko ny aiko. Jereo ny toko |