Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:49 - Baiboly Katolika

49 Ireo olona tao amin’ny trano mimandan’i Jerosalema anefa tsy nahazo nivoaka na nandeha tamin’ny tany, na hividy na hivarotra, ka voan’ny mosary mafy, ary maro be no matin’ny hanoanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

49 Ireo olona voahitsoka tao amin’ny toera-mafin’i Jerosalema dia tsy nahazo nivezivezy teo amin’ny faritany manodidina mba hividy na hivarotra zavatra; ka voan’ny mosary mafy ireo, ary maro no matin’ny hanoanana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:49
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra