Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:48 - Baiboly Katolika48 Nony voaesony avokoa ny loto tao an-tanàna, dia nametrahany olona mpankatò ny lalàna tao, dia nohamafisiny ary nanorenany trano ho azy koa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara48 Nony voaesotr’i Simôna tao an-tanàna ny fahalotoana rehetra ara-pivavahana, dia nametrahany olona mpankatò ny lalàna i Gezera sady nohamafisiny ny màndany ary nanorenany trano ho azy koa. Jereo ny toko |