Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:47 - Baiboly Katolika

47 Nety nifonan’ireo ihany i Simôna ka tsy nasiany intsony, nefa noroahiny ny mponina tao an-tanàna, nodioviny ny trano nisy sampy, dia niakatra ny tanàna tamin-kira fiderana amam-pisaorana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

47 Nifandamina tamin’ny Gezerita ihany i Simôna ka tsy namely azy intsony. Kanefa noroahiny hiala ny tanàna ireo, nodioviny ny trano nisy sampy; dia niditra an’i Gezera tamin-kira fiderana amam-pisaorana an’Andriamanitra izy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:47
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra