Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:45 - Baiboly Katolika45 Niakatra teny ambony manda ny mponina, nomban’ny vady aman-janany, manao fitafiana rovitra, mandefa feo fitarainana mafy, mangataka an’i Simôna hanao raharaham-pihavanana aminy, nanao hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara45 Ary niakatra teny ambony manda ny mponina, nomban’ny vady aman-janany, dia nandriatra fitafiana ary nandefa feo fitarainana mafy nangataka an’i Simôna hanao raharaham-pihavanana Jereo ny toko |