Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:44 - Baiboly Katolika

44 Nirotsahan’ireo tao amin’ny tilikambo fiadiana ny tanàna, ka loza ny hatairana vokatr’izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Dia nirotsahan’ireo mpanafika i Gezera, ka loza ny hatairana vokatr’izany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:44
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra