Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:43 - Baiboly Katolika43 Tamin’izany andro izany i Simôna nandroso hamely an’i Gazà; nasainy nosaronan’ny miaramila io, dia nanangana tilikambo fiadiana izy nasainy hamelezana ny tanàna, ka izany no nahabangàny ny tilikambo anankiray, dia lasany io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 Tamin’izany andro izany i Simôna dia nanao fahirano an’i Gezera. Nasainy nanemitra io tanàna io ny miaramilany; dia nampanangana tilikambo azo akodia izy, ka nampandroso izany hanakaiky ny tanàna; ary notonafany vato ny tilikambo anankiray teo amin’ny manda ka azony. Jereo ny toko |