Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:42 - Baiboly Katolika

42 ary ny vahoakan’i Israely nanomboka nanoratra tamin’ny soratra amam-panekena hoe: «Tamin’ny taona voalohany nanapahan’i Simôna mpisorona lehibe, be fiamboniana, sy mpanapaka ny Jody.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 Ka ny vahoaka israelita dia nanomboka nanoratra tamin’ny raki-tsoratra amam-pifanekena hoe: «Tamin’ny taona voalohany nanapahan’i Simôna mpisorombe sy mpitari-tafika ary mpifehy ny Jiosy.»

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:42
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra