Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:41 - Baiboly Katolika

41 Tamin’ny taona faha-170 i Israely afaka tamin’ny jiogan’ny firenena,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 Tamin’ny taona faha-170 no nahafahan’i Israely teo amin’ny fifehezan’ny hafa firenena.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:41
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra