Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:40 - Baiboly Katolika

40 Raha misy aminareo mazoto hilatsa-tenany ho isan’ny miaramila mpiambina ny tenanay, aoka izy hilatsaka ary aoka hihavana isika.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Raha misy aminareo mazoto hilatsa-tenany ho anisan’ny miaramila mpiambina ahy, aoka izy hilatsaka! Ny fihavanana anie no ho tanteraka eo amintsika!

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:40
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra