Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:4 - Baiboly Katolika

4 Fa izany no nahafatesan’ireo rahalahiko rehetra ho an’i Israely, ary izaho no hany sisa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Izany fiarovana an’i Israely izany no nahafatesan’ireo rahalahiko rehetra; ary izaho no hany sisa.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra