Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:39 - Baiboly Katolika39 Avelanay avokoa ny tsy efanareo taloha sy izay hadisoanareo hatramin’izao andro izao; toy izany koa izay hasin’andriana tsy maintsy aloanareo, ary raha nisy hetra hafa nalaina tao Jerosalema, dia aza alaina intsony izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 Avelanay avokoa ny hadisoana sy fandikan-dalàna vitanareo hatramin’izao andro izao; toy izany koa ny hasin’andriana tokony haloanareo. Ary raha nisy hetra hafa notakîna tao Jerosalema dia tsy hotakîna intsony izany. Jereo ny toko |