Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:38 - Baiboly Katolika38 Izay rehetra efa voatapakay ny aminareo aloha dia tsy miova, ny trano mimanda naorinareo dia aoka ho anareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Izay rehetra efa tinapakay ny aminareo aloha dia tsy miova; ary aoka ho fanananareo ny tanànamimanda naorinareo! Jereo ny toko |