Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:37 - Baiboly Katolika

37 Voarainay ny satrok’andriana volamena sy ny palma nampitondrainareo, ka vonona izahay hanao fanekem-pihavanana tanteraka aminareo sy hanoratra amin’ny mpanao raharaham-panjakana hanome fanafahana samihafa anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Voarainay ny fehiloha volamena sy ny sampan-drofia nampitondrainareo; ka vonona izahay hanao fanekempihavanana ankapobe aminareo sy hanoratra amin’ny mpiasam-panjakana mba hanomezany anareo fanafoanan-ketra samihafa.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:37
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra