Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:36 - Baiboly Katolika36 «I Demetriosa mpanjaka, manoratra ho an’i Simôna mpisorona lehibe sady sakaizan’ny mpanjaka, sy ho an’ny loholona amam-pirenen’ny Jody: Arahaba! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 –Izaho Demetry mpanjaka no manoratra aminareo sy miarahaba anareo, ry Simôna mpisorombe sady «sakaizan’ny mpanjaka» sy ry loholona amam-pirenena jiosy. Jereo ny toko |