Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:35 - Baiboly Katolika35 Nasain’i Demetriosa mpanjaka nomena valy mifanaraka amin’izany izy, ka izao no taratasy nosoratany ho azy: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Dia nasain’i Demetry mpanjaka nomena valinteny mifanaraka amin’izany i Simôna, ka toy izao ny taratasy nosoratany ho azy: Jereo ny toko |