Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:34 - Baiboly Katolika34 Nifidy olona koa i Simôna nirahiny ho any amin’i Demetriosa mpanjaka, hangataka fanafahana ho an’i Jodea, satria raharahan-tontakely avokoa ny nataon’i Trifôna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Nifidy olona koa izy nirahiny ho any amin’i Demetry mpanjaka, mba hangataka fanafoanan-ketra ho an’i Jodea, satria raharahan-tontakely avokoa ny nataon’i Trifôna. Jereo ny toko |