Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:33 - Baiboly Katolika33 Naorin’i Simôna indray ireo trano mimanda tany Jodea, nasiany tilikambo avo, manda avo, vavahady misy hidiny, sady nametrahany hanina fitahiry. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 I Simôna kosa nanorina indray ireo tanànamimandan’i Jodea, ka nohodidininy tilikambo avo sy manda matevina ary vavahady misy hidy mafy sady nametrahany hanina fitahiry. Jereo ny toko |