Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:32 - Baiboly Katolika32 Dia izy no nanjaka nandimby azy, sy nitondra ny satro-piandrianan’ny mpanjakan’i Asia, ary nampidi-doza lehibe maro tamin’ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Dia izy no tonga mpanjaka nandimby azy sy nitondra ny satro-piandrianana maha mpanjakan’i Azia ary nampidi-doza lehibe tamin’ny tany. Jereo ny toko |