Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:31 - Baiboly Katolika31 Nanaovan’i Trifôna hafetsena koa indray i Antiôkosy, mpanjaka tanora, ka novonoiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Tamin’izay koa no nanaovan’i Trifôna hafetsena i Antiôkôsa, mpanjaka tanora, ka novonoiny ho faty. Jereo ny toko |