Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:30 - Baiboly Katolika

30 Toy izany ny fasana nasain’i Simôna natsangana tao Modìna izay mbola ao mandrak’androany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Toy izany no fasam-be nasain’i Simôna natsangana tao Môdina, fasam-be izay mbola ao mandraka androany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:30
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra