Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:3 - Baiboly Katolika

3 sy namporisika azy, nanao hoe: «Fantatrareo izay rehetra efa nataon’ireo rahalahiko, sy izaho koa mbamin’ny fianakavian-draiko rehetra, mba hiaro ny lalàna amam-pivavahantsika, ary ny ady notohananay mbamin’ny fahoriana niaretanay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 sy nampirisika azy nanao hoe: –Fantatrareo tokoa ny zava-drehetra nataon’ireo rahalahiko sy ny tenako ary ny fianakavian-draiko manontolo mba hiarovana ny lalàna aman-tempolintsika; fantatrareo ny ady natrehinay mbamin’ny fahoriana niaretanay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra