Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:29 - Baiboly Katolika29 Nasainy nasiana haingo sy nohodidinina andry avo, notaingenana fiadiana, ho fahatsiarovana mandrakizay, ary teo anilan’ny fiadiana nasiany sambo voasokitra natao tazan’izay rehetra miantsambo eny amin’ny ranomasina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Ireo piramida ireo kosa nasainy nohodidinina andry avo; ary nohaingoina fitaovam-piadiana ireto andry avo ireto mba hahatsiarovana mandrakizay ny Makabeo; sady teo anilan’ny fitaovam-piadiana tsirairay dia nasiana sambo voasokitra natao tazan’izay rehetra miantsambo eny amin’ny ranomasina. Jereo ny toko |