Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:27 - Baiboly Katolika

27 Nanorenan’i Simôna rafi-bato avo tsara mba ho tazan-davitra, teo ambonin’ny fasan-drainy aman-drahalahiny, nataony tamin’ny vato voalama eo anoloany sy any ivohony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Izany fasan-drainy aman-drahalahiny izany dia nanorenan’i Simôna rafi-bato avo mba ho tazan-davitra; ka nataony vato voalama na teo anoloany na teo ivohony.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra