Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:25 - Baiboly Katolika25 Naniraka olona i Simôna haka ny taolan’i Jônatasy rahalahiny, dia nandevina azy tao Modìna tanànan-drazany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Dia naniraka olona i Simôna haka ny fatin’i Jônatàna rahalahiny, ary nandevina azy tao Môdina tanànan-drazany. Jereo ny toko |