Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:24 - Baiboly Katolika24 Niala teo i Trifôna dia nody ho any amin’ny taniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Ary nitodi-doha i Trifôna ka lasa nody ho any amin’ny taniny. Jereo ny toko |