Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:23 - Baiboly Katolika

23 Nony mby teo akaikin’i Baskama izy, novonoiny i Jônatasy dia nalevina tamin’izany tany izany io.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Nony mby teo akaikin’i Baskamà izy, dia nampamono an’i Jônatàna ho faty sy nampandevina azy teo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:23
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra