Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:22 - Baiboly Katolika

22 Dia nandahatra ny mpitaingin-tsoavaliny rehetra i Trifôna hahatongavany ny alin’iny ihany; kanjo latsaka be dia be ny oram-panala, ary tsy afa-ko tonga tao Jerosalema izy, noho ny oram-panala; ka lasa izy nankany Galaada.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Dia nanomana ny mpitaingin-tsoavaliny rehetra i Trifôna hankanesany any; kanjo latsaka be dia be ny vongam-panala tamin’io alina io, ka tsy afaka nankany Jerosalema izy noho ny vongam-panala; dia lasa izy nankany Gilehada.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra