Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:21 - Baiboly Katolika

21 Nandefa iraka ho any amin’i Trifôna ny olona tao amin’ny trano mimanda, tao Jerosalema, nangataka azy ho tonga faingana hihazo any an’efitra, hitondra hanina ho azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Nandefa iraka ho any amin’i Trifôna ny olona nitoby tao amin’ny toera-mafin’i Jerosalema, nangataka azy hihazo any an-taniefitra ka ho tonga faingana hitondra sakafo ho azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:21
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra