Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:20 - Baiboly Katolika20 Nanaraka izany, nandroso hanosy sy hanimba ny tany i Trifôna, nisafelika izy nihazo ny lalan’i Adôrà; notanahin’i Simôna sy ny tafiny anefa izy, na taiza na taiza nalehany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Taorian’izany i Trifôna no niroso hanafika sy handrava an’i Jodea. Nisafelika izy sy ny miaramilany ka nihazo ny lalana mankany Adôrà; kanefa notanahin’i Simôna sy ny tafiny hatrany ireo, na taiza na taiza nalehany. Jereo ny toko |