Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:2 - Baiboly Katolika2 Nony hitany fa raiki-tahotra sy nivadi-po ny vahoaka, dia niakatra tany Jerosalema izy, niantso ny vahoaka hivory, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Nony hitan’i Simôna fa raiki-tahotra sy nivadi-po ny vahoaka jiosy, dia niakatra tany Jerosalema izy, niantso ny vahoaka hivory Jereo ny toko |