Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:19 - Baiboly Katolika

19 Koa nalefany ireo zaza sy ny talenta volafotsy 100, kanjo dia nivadi-teny tokoa i Trifôna, fa tsy nandefa an’i Jônatasy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Dia nalefany àry ireo zaza sy ny volafotsy 2 700 kilao; kanjo nivadi-bolana tokoa i Trifôna fa tsy namotsotra an’i Jônatàna.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra