Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:17 - Baiboly Katolika

17 Fantatr’i Simôna fa ny hamitahany azy no nitenenan’ireo iraka ireo taminy toy izany, nefa nalefany ihany ny vola mbamin’ireo zaza roa lahy, mba tsy hihatra aminy ny fankahalana lehibe avy amin’ny vahoakan’i Israely, izay nety nilaza hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Fantatr’i Simôna fa ny hamitahana azy no nitenenan’ireo iraka ireo taminy toy izany. Kanefa nasainy nalaina ihany ny vola mbamin’ireo zaza roa lahy; natahotra manko izy sao hiharan’ny fankahalana lehibe avy amin’ny vahoaka israelita izay mety hilaza hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:17
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra