Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:16 - Baiboly Katolika

16 Koa mandefasa talenta volafotsy 100, mbamin’ny zanany roa lahy mbola kely koa, hatao antoka mba tsy hivadihany hamely anay, rehefa afaka, dia halefanay izy ho afaka.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Koa votsoriko ho afaka izy, raha toa ianao mandefa volafotsy 2 700 kilao mbamin’ny zanany roa lahy mbola kely hatao antoka mba tsy hivadihan’i Jônatàna hamely anay rehefa afaka izy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra