Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:15 - Baiboly Katolika

15 «Noho ny vola tsy maintsy aloan’i Jônatasy rahalahinao, amin’ny firaketan’ny mpanjaka, avy amin’ny raharaha nataony, no itananay azy mifatotra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 –Ny andraikitr’i Jônatàna rahalahinao dia tokony nandoavany vola ho an’ny tahirin-drakitry ny mpanjaka; noho izy tsy nanefa izany no itanako azy ho voafatotra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra