Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 13:14 - Baiboly Katolika

14 Nony ren’i Trifôna fa hoe i Simôna no nandray ny fanapahana, nisolo an’i Jônatasy rahalahiny, sady efa nivonon-kiady, dia nandefa iraka ho any aminy izy hilaza hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Nony fantatr’i Trifôna fa hoe i Simôna no nandray ny fanapahana, nandimby an’i Jônatàna rahalahiny sady efa nivonon-kiady taminy, dia nandefa iraka ho any aminy izy hilaza hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 13:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra