Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 13:13 - Baiboly Katolika13 I Simôna kosa niorin-toby tao Hadidà, tandrifin’ny tany lemaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 I Simôna kosa niorin-toby tao Hadidà, teo anoloan’ny lemaka. Jereo ny toko |